Cliquer ici pour supporter le projet Clinique FJKM

30 aogositra 2024 - Fanombohana ny asa fanamboarana ny Clinique FJKM

Cover Image for 30 aogositra 2024 - Fanombohana ny asa fanamboarana ny Clinique FJKM

"Miorena tsara, aza miova, ary mahefa be mandrakariva ao amin'ny asan'ny Tompo". I Korintiana 15, 58

Ho tanterahina ao Ambohipotsy ny fanompoam-pivavahana fiderana an'Andriamanitra sy fanombohana ny asa fanamboara ny Clinique FJKM.

Manomboka amin'ny 10 ora maraina ny fotoana.

Indro atolotra antsika ny andinindininy amin'ny tetik'asa miaraka amin'ny lisitry ny fitaovana ilaina ahalavorary izany tetik'asa izany:

Tsindro eto amin'ity rohy ity ahafahanao mahita ny lisitr'ireo fitaovana ilaina (pdf)

"Tsaboy izy; ary na hoatrinona na hoatrinona no laninao mihoatra noho ireto, dia honerako, rehefa miverina aho." Lioka 10, 35b